Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 45:13 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no zavatra haloanareo: Ny ampahenin'ny efaha isaky ny homeran'ny vary tritika; ary haloanareo koa ny ampahenin'ny efaha isaky ny homeran'ny vary hordea;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45

Jereo Ezekiela 45:13 amin'ny teny manodidina.