Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 45:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ny sekely dia roa-polo gera; sekely roa-polo sy dimy amby roa-polo ary dimy ambin'ny folo no ho manenareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 45

Jereo Ezekiela 45:12 amin'ny teny manodidina.