Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 41:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy sarin'ny kerobima sy ny hazo rofia natao teo amin'ny varavaran'ny ati-trano lehibe tahaka izay natao teo amin'ny rindrina ihany; ary nisy tokonana hazo teo anoloan'ny lavarangana fidirana, dia teo ivelany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 41

Jereo Ezekiela 41:25 amin'ny teny manodidina.