Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 40:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny trano fiambenana, dia eran'ny volotara ny lavany, ary eran'ny volotara koa ny sakany; ary ny elanelan'ny trano fiambenana dia dimy hakiho; ary ny tokonam-bavahady eo anilan'ny lavarangan'ny vavahady anatiny dia eran'ny volotara.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:7 amin'ny teny manodidina.