Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 40:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia tonga teo amin'ny vavahady manatrita ny atsinanana izy ka niakatra tamin'ny ambaratongany dia nandrefy ny tokonam-bavahady, ka eran'ny volotara ny sakany, dia ny tokonana voalohany izany, ka eran'ny volotara ny sakany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:6 amin'ny teny manodidina.