Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 4:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ataovy ambany mandry ny ilanao ankavia, ka ataovy eo aminy ny fahotan'ny taranak'Isiraely; koa araka ny isan'ny andro handrianao toy izany no hitondranao ny helony.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 4

Jereo Ezekiela 4:4 amin'ny teny manodidina.