Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 4:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary makà lapoely, ka ataovy manda vy eo anelanelanao sy ny tanàna, dia banjino tsara io, ary aoka hatao fahirano, eny, aoka hataonao fahirano io. Famantarana ho amin'ny taranak'Isiraely izany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 4

Jereo Ezekiela 4:3 amin'ny teny manodidina.