Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 29:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia tsy ho tokin'ny taranak'Isiraely intsony izy ho fampahatsiarovana ny helony amin'ny andehanan'ireo hanaraka azy; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 29

Jereo Ezekiela 29:16 amin'ny teny manodidina.