Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 29:15 Malagasy Bible (MG1865)

Eny, ho ambany noho ny fanjakana hafa izy ka tsy hisandratra ambonin'ny firenena hafa intsony; Fa hohakeleziko izy ka tsy hampanompo ny firenena intsony.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 29

Jereo Ezekiela 29:15 amin'ny teny manodidina.