Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 27:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ny harenao sy ny vidin'entanao, ny varotrao, ny matilonao sy ny mpitondra sambonao, ny mpanentsin-tsambonao sy ny mpividy ny entanao ary ny miaramilanao rehetra izay tao aminao mbamin'ny olona betsaka tafangona tao aminao dia nilentika tao amin'ny ranomasina tamin'ny andro nandravana anao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 27

Jereo Ezekiela 27:27 amin'ny teny manodidina.