Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 27:18 Malagasy Bible (MG1865)

Damaskosy no mpandranto nankany aminao noho ny habetsahan'ny taozavatrao, dia ny haben'ny harenao rehetra, ka nitondra divay avy any Helbona sy volon'ondry fotsy izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 27

Jereo Ezekiela 27:18 amin'ny teny manodidina.