Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 26:21 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hataoko fampitahorana ianao, ka tsy ho eo intsony; Eny, hotadiavina ianao, nefa tsy ho hita intsony mandrakizay, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 26

Jereo Ezekiela 26:21 amin'ny teny manodidina.