Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 26:20 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hampidiniko hiaraka amin'izay mivarina any an-davaka ianao, Hankany amin'ny razana, ka hamponeniko any ambanin'ny tany ianao, dia any amin'ny fonenana efa lao hatramin'ny ela, hiaraka amin'izay mivarina any an-davaka, mba tsy honenana intsony; ary hasiako voninahitra eo amin'ny velona;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 26

Jereo Ezekiela 26:20 amin'ny teny manodidina.