Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 23:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ho avy izy mitondra fiadiana sy kalesy sy kodia mbamin'ny firenena betsaka hamely anao, izay hanisy ampinga lehibe sy ampinga kely sy fiarovan-doha manodidina hamelezana anao, ary hatolotro azy ny fitsarana, ka hitsara anao araka ny fitsarany izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:24 amin'ny teny manodidina.