Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 23:23 Malagasy Bible (MG1865)

dia ireny zanakalahin'i Babylona mbamin'ny Kaldeana rehetra, mpanapaka sy manan-jo sy andrian-dahy, ary ny Asyriana rehetra koa miaraka aminy; tovolahy bikàna izy rehetra, dia ny governora sy ny lefiny, zanak'andriana sy olom-boafidy, sady mpitaingin-tsoavaly avokoa izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 23

Jereo Ezekiela 23:23 amin'ny teny manodidina.