Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 22:27 Malagasy Bible (MG1865)

Toy ny amboa-dia mamiravira haza ny lehibeny ao aminy ka mandatsa-drà sy mahafaty aina ary mahazo harena amin'ny tsy marina.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 22

Jereo Ezekiela 22:27 amin'ny teny manodidina.