Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 22:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ny mpisorona dia mandika ny lalàko sy mandoto ny zavatra masina; tsy manavaka ny masina sy ny tsy masina izy, na mampiseho ny tsi-fitovian'ny maloto sy ny madio, ary mitampi-maso tsy hijery ny Sabatako izy, ary tsiratsiraina ao aminy Aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 22

Jereo Ezekiela 22:26 amin'ny teny manodidina.