Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 16:55 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny rahavavinao, dia Sodoma sy ny zananivavy, dia hody amin'ny toetrany taloha, ary Samaria sy ny zananivavy dia hody amin'ny toetrany taloha, ary ianao sy ny zanakaovavy dia hody amin'ny toetrareo taloha koa.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:55 amin'ny teny manodidina.