Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 14:20 Malagasy Bible (MG1865)

na dia ao aza Noa sy Daniela ary Joba, raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy hahavonjy ny zananilahy na ny zananivavy ireo, fa ny tenany ihany no ho voavonjiny noho ny fahamarinany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 14

Jereo Ezekiela 14:20 amin'ny teny manodidina.