Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 14:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mandefa ared-mandringana mamely izany tany izany Aho, sady aidiko aminy ny fahatezerako, dia amin'ny fandatsahan-drà mba haharingana ny olona sy ny biby ao aminy,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 14

Jereo Ezekiela 14:19 amin'ny teny manodidina.