Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 13:21 Malagasy Bible (MG1865)

Hotriariko koa ny fisaronanareo, ka hovonjeko ho afaka amin'ny tananareo ny oloko, dia tsy ho azon'ny tananareo ho haza intsony izy; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 13

Jereo Ezekiela 13:21 amin'ny teny manodidina.