Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 13:20 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, hosimbako ny fononareo, izay entinareo hihaza ny fanahy any, mba hahafahan'ireny hanidina, eny, hotriariko hiala amin'ny sandrinareo izy, ka halefako hanidina ny fanahy izay nohazainareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 13

Jereo Ezekiela 13:20 amin'ny teny manodidina.