Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 6:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nalain'i Hamana ny akanjo sy ny soavaly, ka nampiakanjo an'i Mordekay izy ary nampitaigina azy tamin'ny soavaly, dia nitondra azy ho eny an-kalalahana teo an-tanàna ka niantso teo alohany hoe: Izao no hatao amin'ny lehilahy izay tian'ny mpanjaka homem-boninahitra.

Vakio ny toko manontolo Estera 6

Jereo Estera 6:11 amin'ny teny manodidina.