Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 6:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Hamana: Faingana ary, alao ny akanjo sy ny soavaly araka ny voalazanao, ka dia ataovy araka izany amin'i Mordekay Jiosy, izay mipetraka eo am-bavahadin'ny mpanjaka; aza asiana latsaka izay rehetra nolazainao.

Vakio ny toko manontolo Estera 6

Jereo Estera 6:10 amin'ny teny manodidina.