Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 5:9 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nivoaka tamin'izany andro izany Hamana, sady faly sy ravoravo ny fony; fa raha nahita an'i Mordekay teo am-bavahadin'ny mpanjaka izy, fa, indro, tsy mba nitsangana na nihetsika hitsaoka azy akory dia feno fahatezerana taminy izy.

Vakio ny toko manontolo Estera 5

Jereo Estera 5:9 amin'ny teny manodidina.