Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 5:8 Malagasy Bible (MG1865)

Raha mahita fitia eto imason'ny mpanjaka aho, ka sitraky ny mpanjaka ny hanome izay angatahiko sy hanome izay tadiaviko, dia aoka ny mpanjaka sy Hamana hankao amin'ny fanasana izay hamboariko ho azy indray; ary rahampitso dia hanao araka ny tenin'ny mpanjaka ihany aho.

Vakio ny toko manontolo Estera 5

Jereo Estera 5:8 amin'ny teny manodidina.