Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 5:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy koa Hamana: He! Estera, vadin'ny mpanjaka, aza tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin'ny mpanjaka ho amin'ny fanasana izay efa namboariny; fa nasainy hiaraka amin'ny mpanjaka aho koa rahampitso.

Vakio ny toko manontolo Estera 5

Jereo Estera 5:12 amin'ny teny manodidina.