Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 5:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nambaran'i Hamana tamin'ireo ny voninahitry ny hareny sy ny hamaroan'ny zanany mbamin'Izay voninahitra rehetra nomen'ny mpanjaka azy sy ny nanandratany azy ho ambony noho ny mpanapaka sy ny mpanompon'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo Estera 5

Jereo Estera 5:11 amin'ny teny manodidina.