Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 10:3 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an'i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin'ny Jiosy ka nankasitrahan'ny rahalahiny maro, satria nitady hihasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin'ny olona rehetra iray firazanana aminy.

Vakio ny toko manontolo Estera 10

Jereo Estera 10:3 amin'ny teny manodidina.