Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 10:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin'ny filazana ny fahalehibiazan'i Mordekay, araka izay nanandratan'ny mpanjaka azy, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Media sy Persia va izany?

Vakio ny toko manontolo Estera 10

Jereo Estera 10:2 amin'ny teny manodidina.