Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 39:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary kofehy manga no namehezany ny vava volan'ny saron-tratra tamin'ny vava volan'ny efoda, mba ho eo ambonin'ny fehin-kibo momba ny efoda ny saron-tratra ka tsy ho afaka eo, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:21 amin'ny teny manodidina.