Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 39:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanao vava volamena roa koa izy ka nataony teo amin'ny soroka roa amin'ny efoda, dia ao ambaniny,eo anoloany, akaikin'ny fikambanany, eo ambonin'ny fehin-kibo momba ny efoda.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:20 amin'ny teny manodidina.