Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 38:31 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny faladia tamin'ny kianja manodidina sy ny faladia tamin'ny vavahadin'ny kianja, sy ny tsimatra rehetra tamin'ny tabernakely ary ny tsimatra rehetra tamin'ny kianja manodidina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:31 amin'ny teny manodidina.