Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 38:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izany no nanaovany ny faladiany ho amin'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, sy ny alitara varahina sy ny makarakara varahina izay teo aminy ary ny fanaka rehetra momba ny alitara,

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:30 amin'ny teny manodidina.