Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 36:38 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny andriny dimy sy ny fihantonany dia nataony koa, ary nopetahany takela-bolamena ny lohany sy ny anjaka hitohizany; ary ny faladiany dimy dia nataony varahina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 36

Jereo Eksodosy 36:38 amin'ny teny manodidina.