Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 36:37 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanao varavarana lamba ho eo amin'ny varavaran'ny lay izy, dia tamin'ny manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, asan'ny mahay tenona samy hafa soratra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 36

Jereo Eksodosy 36:37 amin'ny teny manodidina.