Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 36:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izy ireo dia nandray tamin'i Mosesy ny fanatitra re­hetra izay efa nentin'ny Zanak'Isiraely hanaovana ny asa amin'ny fanompoana ao amin'ny fitoerana masina. Ary ny olona mbola nitondra fanatitra sitra-po isa-maraina ihany ho eo amin'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 36

Jereo Eksodosy 36:3 amin'ny teny manodidina.