Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 36:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Mosesy dia nampaka an'i Bezalila sy Oholiaba ary ny olona hendry rehetra, izay nasian'i Jehovah fahendrena tao am-pony, dia izay rehetra nampahazotoin'ny fony hankeo amin'ny asa hanao azy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 36

Jereo Eksodosy 36:2 amin'ny teny manodidina.