Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 32:8 Malagasy Bible (MG1865)

Nalaky nivily niala tamin'ny lalàna izay nasaiko nalehany izy ka efa nanao ombilahy kely anidina ho azy; ary efa niankohoka teo anatrehany sy namono zavatra hatao fanatitra taminy izy ka nanao hoe: Io no andriamanitrao, ry Isiraely, izay nitondra anao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 32

Jereo Eksodosy 32:8 amin'ny teny manodidina.