Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 32:27 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy taminy: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Samia manao ny sabany eo am-balahany avy ianareo, dia mandrosoa sy miverimberena amin'isam-bavahadin'ny toby, ary samia mamono ny rahalahiny avy sy ny sakaizany avy ary ny namany avy ianareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 32

Jereo Eksodosy 32:27 amin'ny teny manodidina.