Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 32:26 Malagasy Bible (MG1865)

dia nijanona teo amin'ny vavahadin'ny toby Mosesy ka nanao hoe: Izay rehetra an'i Jehovah mankanesa etỳ amiko. Ary ny taranak'i Levy rehetra niangona teo aminy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 32

Jereo Eksodosy 32:26 amin'ny teny manodidina.