Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 28:39 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny akanjo lava dia ataovy hariry madinika tenom-boaroy; ary manaova hamama rongony fotsy madinika sy fehin-kibo, asan'ny mahay tenona samy hafa soratra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 28

Jereo Eksodosy 28:39 amin'ny teny manodidina.