Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 28:38 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ho eo ambonin'ny handrin'i Arona izy, mba ho entin'i Arona ny heloky ny zava-masina, izay hohamasinin'ny Zanak'Isiraely amin'ny fanomezany masina rehetra; ary ho eo amin'ny handriny mandrakariva izany, mba hankasitrahana eo anatrehan'i Jehovah ny olona.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 28

Jereo Eksodosy 28:38 amin'ny teny manodidina.