Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 26:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary manaova tadivavarana dimam-polo eo an-tsisin'ny ambainy iray izay farany amin'ny efa voavitrana; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin'ny ambainy iray amin'ny anankiray koa efa voavitrana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 26

Jereo Eksodosy 26:10 amin'ny teny manodidina.