Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 23:12 Malagasy Bible (MG1865)

Henemana no hanaovanao ny raharahanao; fa amin'ny andro fahafito dia hitsahatra ianao, mba hialan'ny ombinao sy ny borikinao sasatra, ary mba hakan'ny zanaky ny ankizivavinao sy ny vahiny aina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 23

Jereo Eksodosy 23:12 amin'ny teny manodidina.