Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 23:11 Malagasy Bible (MG1865)

fa amin'ny taona fahafito kosa dia hatsahatrao tsy hovolena izy, mba hisy hohanin'ny malahelo amin'ny firenenao; ary izay sisan'ireo dia mba hohanin'ny biby any an-tsaha kosa. Toy izany koa no hataonao amin'ny tanim-boalobokao sy amin'ny tanin'olivanao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 23

Jereo Eksodosy 23:11 amin'ny teny manodidina.