Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 22:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ny amin'ny zavatra ifandirana rehetra, na omby, na boriky, na ondry, na osy, na fitafiana, na zavatra very, izay ataon'olona ho azy, dia ho entina eo anatrehan'Andriamanitra ny tenin'izy roa tonta, koa izay helohih'Andriamanitra dia hanonitra roa heny ho an'ny namany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:8 amin'ny teny manodidina.