Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 22:7 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha tsy hita kosa ny mpangalatra, dia ho entina eo anatrehan'Andriamanitra ny tompon'ny trano mba hizahana na naninjitra ny tànany ka naka ny fananan'ny namany izy, na tsia.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:7 amin'ny teny manodidina.