Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 22:26 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izany ihany no firakofany sady fitafiany amin'ny hodiny, ka inona no ho entiny mandry? ary raha mitaraina amiko izy, dia hohenoiko, fa mamindra fo Aho.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:26 amin'ny teny manodidina.