Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 2:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny zanakavavin'i Farao taminy: Ento ity zaza ity, ka tezao ho ahy, fa izaho handoa ny karamanao. Dia nentin-dravehivavy ny zaza ka notezainy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 2

Jereo Eksodosy 2:9 amin'ny teny manodidina.